|
|
|
|

Teny iditra 1  hirahira
Fototeny  2 hira
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 [Tanala] lalao [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 chant pour passer le temps, pour s'amuser [1.3]
Ohatra  7  Maro ny kilalao ataony amin' izany, toy ny baolina, fanenjika, hirahira sy dihy. [2.117#17]
8  Mbola mafana ihany ny kilalaon' ny ankizy ka hehy sy tehatehaka amin' ny hirahira no itabatabany. [2.470#148]
9  Tsy kalokalo na hirahira No mampifelana izato endriny, Ranomaso no mamonto azy, Mahatsiaro ny maty rehetra. [1.270]
10  Fa ny ankizy sy ny tanora, lahy sy vavy kosa, ny dokam-barotra sy ny hirahira samihafa mbamin'ny tantara mitohy mandeha amin'ny antoandro no arahiny tsy tapaka. [2.606#76]

Fivaditsoratra  11 harihary, hirahira

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19