|
|
|
|

Teny iditra 1  mihoatra
Fototeny  2 hoatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra
9 Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto
10 Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to exceed; to be above; to pass on the road [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 excéder; surpasser [1.8]
Ohatra  13  Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka [2.324]
14  Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. [2.470#141]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe mihoatra

Fivaditsoratra  16 amotrahy, 17 hiamotra, 18 mahatory, 19 miahotra, 20 mihaotra, mihoatra, 21 miohatra, 22 mirotaha, 23 mitoraha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20