| Teny iditra | 1 miitatra |
| Fototeny | 2 itatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miely, mihanaka: Efa miitatra izao ny fiompiana kisoa
9 Mitombo, mihalehibe; mihamalalaka: Miitatra ity akanjo ity rehefa misasa 10 Mitombo, mihamatanjaka, mandroso: Miitatra ny sain' ny ankizy 11 Miampy zavatra tsy tao: Miitatra tsy hita velively ny vaovao rehefa azon-dRamatoa io [1.1] 12 [mitatra] mitombo habe [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 [mitatra] se dilater
[1.13] |
| Ohatra |
14 Hitohy ihany izany zavatra izany, ary hiitatra aza
[2.472#46]
15 Misoroka ny fahavoazana tsy hiitatra izany ary hamela azy hikambana [2.424#75] |
| Tsipelina hafa | 16 mitatra |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miitatra |
| Fivaditsoratra | 18 miatitra, miitatra, 19 mitaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|