Teny iditra mijadona (jadona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
 Manao zoro mahitsy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3]
 Perpendiculaire [1.13]
Ohatra 
1fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza. [2.996]
2Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana; [2.245]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijadona
Ny lasa : nijadona
Ny hoavy : hijadona
Filaza mandidy : mijadòna
Kamban-teny 

Teny iditra mijadòna (jadona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijadona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19