|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mijoko
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Bara] mandeha miafina [1.78]
8 Mandeha na mitsaitsaika avy ao an-damosina mba hanatratraolona na hangalatra: Tsy hitany akory aho nijoko azy avy aoriana
9 Mitily: Mijoko ny voronkely ny saka
10 Mangalatra an-tsokosoko: Nisy nijoko ny volako tao anaty vatasarihana [1.1]

Teny iditra (2/3) 11  mijoko
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sihanaka] mikendry [1.78]

Teny iditra (3/3) 14  mijoko
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  16 (unattested) [3.1]
Voambolana  17  Toe-karena: fiompiana
Tsanganana sy sary iray takila  18  Bikan' ny tandrok' omby
Sary 
19 

Fivaditsoratra  mijoko, 20 mikojo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20