|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikalo
Fototeny  2 kalo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihira amim-po mametsovetso; mitantara an-tononkira [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to sing or chant sadly; to sing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 chanter des mélopées, chanter tristement [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikalo

Teny iditra (2/2) 12  mikalo
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Bara] mividy [1.78]
15 [Masikoro] manakalo, mividy [2.606#152]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 lamoky, 18 lomaky, 19 lomika, mikalo, 20 Mikola, mikola, 21 milako, 22 milokà, miloka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19