|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mikambana
Fototeny  2 kambana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 jumelé [1.13]

Teny iditra (2/3) 5  mikambana
Fototeny  6 kambana
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  12 Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka
13 Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity
14 Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS
15 Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16 to be united; to come together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 s'unir [1.3#306, 1.8]
18 Se réunir, être réuni, se joindre, être joint, s’ajuster, être ajusté, être ensemble, faire partie d’une compagnie, être membre d’une société. [1.3]
Ohatra  19  Eto no mikambana ny renirano roa (Les deux rivières se réunissent ici) [1.3#306]
20  Hikambana hanao matso ny miaramila rehetra amin'ny alakamisy (Jeudi tous les soldats se réuniront pour la revue) [1.3#306]
21  Mikambana tsara ny rafitr’ io varavarana io (Les planches de cette porte sont bien jointes, bien ajustées) [1.3#307]
22  Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka (Les officiers s’unirent pour renverser le souverain) [1.3#307]
23  Nikambana tamin’ny namana ratsy izy ka simba (Il s’est uni avec de mauvais camarades et a été ainsi gâté) [1.3#307]
24  Mikambana ao anatin’ ny vata ny akanjo rehetra (Tous les habits sont ensemble dans la malle) [1.3#307]
25  Mikambana amin' izany fikambanana izany izahay (Nous faisons partie de cette compagnie) [1.3#307]
26  Nikambana hanao varotra izy folo lahy (Ces dix individus se sont unis pour le commerce, ont formé une compagnie commerciale) [1.3#307]

Teny iditra (3/3) 27  mikambàna
Fototeny  28 kambana
Sokajin-teny  29  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikambana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#307]

Fivaditsoratra  30 mañambaky, mikambàna, mikambana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19