Teny iditra mivonkina (vonkina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miforitra: Manjary tery ny farafara noho izy mivonkina rehefa matory
Mihorona manakely tena: Mivonkina ny sokina tohinina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To contract, as the fist [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Se contracter comme le poing [1.8]
Ohatra 
1Matokia hianao, tompoko, fa mivonkina ity anay, mitsotra ity anay. [2.587]
2Amin' izay ny rantsan-tanany mivonkina toa handoaka ny tratrany, handrotika ilay fo mitepotepo ao anatiny. [2.499]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mivonkina
Ny lasa : nivonkina
Ny hoavy : hivonkina
Filaza mandidy : mivonkèna
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25