|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mikea
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mihiaka, mihoraka: Mikea vona añambozoñy ny aombelahy i (Mihiaka mbola mifampitolona amin'ny ombilahy izy [Betsileo] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  Mikea
Sokajin-teny  5  anaram-poko
Ohatra  6  Nony tany an' ala izy, nahita mikea izay. [2.606#]
7  Nisy anaram-poko mikea izay mitovy amin' ny anaram-poko malagasy hafa. [2.508#]
Voambolana  8  Tantara: firenena

Teny iditra (3/4)9  Mikea
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  11  Micah: one of the books of the Bible [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12  Michée: un des livres de la Bible [2.996]
Voambolana  13  Soratra Masina
Tovy hevitra  14  mika, mika

Teny iditra (4/4)15  Mikea
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  17  Micaiah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  18  Michée [2.996]
Ohatra  19  Ilay iraka lasa niantso an'i mikea dia niteny taminy nanao hoe: [2.996]
Voambolana  20  Soratra Masina
Tovy hevitra  21  mikaia, mikaia
unkLabel:Xbcvs:  22  Toko sy andininy momba Mikea
Tsanganana sy sary iray takila  23  Fitanisana
Lahatsoratra  24  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Mikea

Fivaditsoratra  25  kemai, maike, mekia, miake, Mikea, mikea, kemai, maike, mekia, miake, Mikea, mikea

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30