|
|
|
|

Teny iditra 1  mikiky
Fototeny  2 kiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika
9 Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to scrape; to gnaw [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 racler, ronger [1.8]
Ohatra  12  Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [2.558#16]
Mpanahaka  13  Manihy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22