|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mikitra
Fototeny  2 kitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamporisika hiady: Mahery mikitra angely Ilita
9 Manakorontana, mampikorontana, manakotrana: Rakoto no nikitra izany fianakaviana izany [1.1]

Teny iditra (2/3) 10  mikitra
Fototeny  11 kitra
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Antesaka] maneno, mikitrana [1.78]

Teny iditra (3/3) 14  mikitrà
Fototeny  15 kitra
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 mikatry, mikitra, mikitrà

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19