|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikobana
Fototeny  2 kobana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (rano) Mihetsika indray rehefa avy nandry milamina tsara: Mikobana ny rano fa vao nandroan' ny gana
9 (lamba nosasana) Voasoka tao anaty rano madio mba ho afa-dranon-tsavony: Efa nikobana ve ity lamba ity hahahiko
10 Mihontsankontsana: Mikobana ity atody ity izany
11 (akanjo) Malalaka loatra ka toy ny mihontsana ny tena ao anatiny [1.1]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  mikobàna
Fototeny  14 kobana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 ikambano, 17 kamboina, 18 kombiana, 19 mabonika, 20 mañabôky, 21 manakibo, 22 maniboka, 23 mibonaka, mikobana, mikobàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19