|
|
|
|

Teny iditra 1  mikofoka
Fototeny  2 kofoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara
9 Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy
10 Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany [1.1]
Tovy hevitra  11 mikofokofoka
Mpanahaka  12  mikopokopoka, 13  mipelipelika, 14  mitsikorofoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22