Teny iditra (1/2) | 1 mikonaina |
Fototeny | 2 konaina |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mitaraindraina lavareny: Mikonaina ilay alika nokapohinao 5 Mitomany: Mikonaina matetika ity zazakely ity 6 Mimenomenona, mimonomonona, mitaraina tsisy farany: Nikonaina ny oahoaka azon' ny fandoavam-bola be loatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to complain under mistreatment, to whimper [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 gémir sous les mauvais traitements; pleurnicher [1.8] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mikonainà |
Fototeny | 14 konaina |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikonaina |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 18 kaominina, mikonaina, mikonainà, kaominina, mikonaina, mikonainà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |