| Teny iditra | 1 konaina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 feo mitolokoloko moramora noho ny hatsiaka na ratra na aretina mahazo
[1.10] 7 Fitaraindrainana toy ny an' ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 gémissement
[1.5] |
| Tovy hevitra | 9 konainaina |
| Fivaditsoratra | 10 aankino, 11 anakony, 12 anankoy, 13 ankoany, 14 ankoina, 15 anokany, konaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|