|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikotana
Fototeny  2  kotana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitabataba: Mikotana ny tany amin' izao fotoana izao
5  Tsy mifanaraka: Mikotana ny mpiasa sy ny mpampiasa amin' ity tanàna ity [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mikotàna
Fototeny  11  kotana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotana
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  16  ikatonam, ikotanam, itakonam, itokanam, mañotaky, manotika, miantoka, mikatona, mikatòna, mikotana, mikotàna, mitakona, mitakòna, mitokana, mitokàna, mitonaka, mitonàka, namitako, namotika, natokiam, nimotaka, tamaniko, ikatonam, ikotanam, itakonam, itokanam, mañotaky, manotika, miantoka, mikatona, mikatòna, mikotana, mikotàna, mitakona, mitakòna, mitokana, mitokàna, mitonaka, mitonàka, namitako, namotika, natokiam, nimotaka, tamaniko

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20