|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikotrana
Fototeny  2 kotrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifampipòka, mifandona: Ento mora ireto tavoahangy ireto sao mikotrana
9 Mifanditra, miady vava: Mikotrana foana izy miaotra ireo
10 Mitabataba: Tamin' izay, nikotrana ny tanàna [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  mikotràna
Fototeny  13 kotrana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotrana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manakotry, 16 manikotra, 17 manokatry, 18 manotraky, mañotraky, 19 manotrika, mikotràna, mikotrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19