|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandano
Fototeny  2 lano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antambahoaka+Bara] milomano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Provincial] to swim [1.2]

Teny iditra (2/3) 10  mandaño
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 [Antesaka] mamory [1.78]
13 [Bara] mamatsy, mamory hanina [1.78]
14 [Tanosy] mamory, mangona [1.78]

Teny iditra (3/3) 15  mandaño
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Bara] mampiaraka, mampitraoky [1.78]

Fivaditsoratra  18 mañando, mandano, mandaño, 19 mandonà, mandòna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19