Teny iditra | 1 milomano mitsintsin-javatra |
Singan-teny | 2 milomano, mitsintsy, zavatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 fampisehoana fahaizana milomano ka ny tanana iray mivoy ny rano, ny iray mitondra zavatra arangaranga eny ambony rano [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |