Teny iditra |
minainaina
(nainaina)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum.
It is also used for daindaina
[1.2]
|
Ohatra |
1 | Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina?
[2.69]
|
2 | Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina.
[2.4]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
minainaina |
Ny lasa : |
ninainaina |
Ny hoavy : |
hinainaina |
|
|