Teny iditra nainaina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo mitaraindraina na mitolokoloko toy ny ataon' ny alika voakapoka
Feo mireondreona be [1.1]
Voambolana 
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/06