|
|
|
|

Teny iditra1  minday (inday)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  mitondra [Antemoro+Bara+Tanala+Tanosy] [1.78]4  mitarika [Bara] [1.78]
Tsipelina hafa  5  menday
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  7  andimy, dimany, madiñy, manidy, mañidy, minday

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20