| Teny iditra (1/2) | 1 mino |
| Fototeny | 2 ino |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao
9 Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy 10 Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to believe
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 croire, avoir la foi
[1.8] |
| Ohatra |
13 Tsy mino anao aho.
[2.471#26]
14 Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza. [2.472#152] |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mino |
| Teny iditra (2/2) | 16 mino |
| Fototeny | 17 ino |
| Sokajin-teny | 18 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
22 [Bara+Tanosy] misotro
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 [Provincial] to drink
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
24 [Provincial] boire
[1.8] |
| Fivaditsoratra | mino, 25 mony |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|