|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ino
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6  Fiaikena ho marina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  action d'acquiescer, de se soumettre sans réserve, de se déclarer convaincu et persuadé
8  action de croire, d'admettre les vérités de la foi [1.3]

Teny iditra (2/2)9  ino
Sokajin-teny  10  mpisolo anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  inona [Sihanaka] [1.78]
12  inona (maninona) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  13  quoi ? [Sakalava] [1.19]
Ohatra  14  ino moa karamanao? [2.150]
15  ino hoy i, ataoko zaho ato fa. [2.606]
Tovy hevitra  16  manino
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny mpisolo rehetra
18  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  19  ino, nio

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31