|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  minona
Fototeny  2 inona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antambahoaka+Sihanaka+Tanala] misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [1.78]
9 Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3#281]
Ohatra  11  Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba [2.857#]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe minona
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  minòna
Fototeny  15 inona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#281]

Fivaditsoratra  17 mañino, 18 manony, mañony, minona, minòna, 19 monany, 20 monina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19