| Teny iditra | 1 miolakolaka |
| Fototeny | 2 olakolaka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy mahitsy
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 miolaka
[1.2] 9 to meander; to speak ambiguously or evasively [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 être sinueux; se détourner; être ambigu
[1.8] 11 en courbe [1.13] |
| Ohatra |
12 miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa.
[2.470#5]
13 Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. [2.996] |
| Tovy hevitra | 14 miolaka |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 mialokaloka, miolakolaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|