|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miomana
Fototeny  2 omana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao ny fitandremana rehetra ilaina mba hahombiazana amin' izay atao na tsy ho voatampoka raha misy zava-mitranga: Nahomby tamin' ny fanadinana izy satria niomana tsara
9 Manao izay rehetra hahavonona ny tena amin' ny fanaovan-javatra na asa iray: Nandritra ny hateloana, niomana tamin' ny diany foana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to prepare, to get ready [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se préparer, faire des préparatifs [1.8]

Teny iditra (2/2) 12  miomàna
Fototeny  13 omana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miomana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15 mamoañy, 16 mamoinà, mamoina, 17 mimaona, mimaonà, miomàna, miomana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19