|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miomba
Fototeny  2  omba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra
5  Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka
6  Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  same as momba Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. [1.2]
Ohatra  8  Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  miombà
Fototeny  14  omba
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miomba
Fanazavàna teny malagasy  16  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  18  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  19  maimbo, miomba, miombà, maimbo, miomba, miombà

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20