|
|
|
|

Teny iditra 1  miomby
Fototeny  2 omby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza ny bibindandy miova ho soherina: hodidininy ny tenany ny kofehy notehiriziny tao an-kibony izay manjary akoran-dandy, dia mibonoka matory ao izy [1.1]
Ohatra  8  dia biby velona ampihinanina aminy amberivatry, dia miomby ny biby, dia tonga landy; [2.48#144]
Voambolana  9  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20