|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miompa
Fototeny  2 ompa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manozona olona hifotitra amin' ny havany akaiky: Niompa azy tamin-dreniny izy na Niompa reniny azy izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to use abusive language. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  miompà
Fototeny  11 ompa
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miompa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miompa, miompà, 13 mpamoy, 14 pimamo

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19