|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miompana
Fototeny  2 ompana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miraikitra, mipetaka: Niompana tamin'ny hazo izy no notifirina
9 Miankina, mifototra: Miompana amin'ny hevitra hoe "nateraka ho tsara ny olombelona" ny fampianaran'i Rousseau [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 connected, tied. [1.2]
Ohatra  11  Saika miompana amin'io toekarena io sy ny fandaminana azy avokoa ireo kabary voaray. [2.606#]

Teny iditra (2/2) 12  miompàna
Fototeny  13 ompana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miompana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miompàna, miompana, 15 mpamoina, 16 mpimaona, 17 mpiomana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19