|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miondana
Fototeny  2 ondana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manana ondana: Matory tsy miondana
9 Mampiasa ho ondana: Miondam-bato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to have a pillow under the head. [1.2]
11 to pillow one's head on [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 mettre la tête sur un oreiller [1.8]
Ohatra  13  Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony. [2.324]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe miondana

Teny iditra (2/2) 15  miondàna
Fototeny  16 ondana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miondana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 amandino, 19 andamino, 20 manadino, 21 mandaoñy, 22 manindao, 23 manodina, manodìna, mañodina, 24 manondia, miondana, miondàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19