Teny iditra | ondana | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra ametrahana ny loha rehefa matory [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A pillow, a bolster, a cushion. [1.2] | |||||||||||||||
A pillow [1.7] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Oreiller [1.3, 1.8] | |||||||||||||||
Coussin, traversin, coussinet [1.3] | ||||||||||||||||
Ohatra | Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny;
[2.470] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ondana io | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | andoña, danona, donana, ondana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |