|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  miorika
Fototeny  2 orika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanala] miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [1.78]
9 Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano. [1.1]
10 miakatra mankany andoharano [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  11 to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 Remonter le courant de l'eau, monter [1.3]
13 remonter le courant [1.13]
Ohatra  14  ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao. [2.48#570]
Tohi-kevitra  15 mivalana
Mpanahaka  16  miakatra any irà
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe miorika
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 19  miorika
Fototeny  20 orika
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  22 vomir [1.3]
Voambolana  23  Fahasalamana

Teny iditra (3/4) 24  miorika
Fototeny  25 orika
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1]

Teny iditra (4/4) 28  miorika
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 minorant [1.13]
Voambolana  31  Matematika: alijebra

Fivaditsoratra  32 marioky, 33 miokira, miorika, 34 miraoky, 35 mirokia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22