|
|
|
|

Teny iditra 1  mipepo
Fototeny  2 pepo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity
9 Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin' izany teny fandrahonana izany ianareo ~ Tsy mipepo aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be hollow [1.2]
Ohatra  11  izany no hikezahany sy hilofosany amin-kerim-po tsy mipepo [2.470#77]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20