|
|
|
|

Teny iditra 1  mirafandrafana
Fototeny  2 rafandrafana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mienjika atsy mienjika aroa; mivadi-po [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 To run about wildly. [1.2]
Mpanahaka  9  mihavatravatra, 10  mihoalahoala, 11  Mitrifantrifana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22