|
|
|
|

Teny iditra1  mirahalahy
Fototeny  2  rahalahy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  5  Enti-milaza ny fifatoram-pihavanana misy amin' ny lehilahy roa na maro iray ray sy iray reny: Mirahalahy Rabe sy Rakoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to be two brothers, to be brothers. If more than two are meant, the number must be expressed. [1.2]
7  who are brothers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  être frères (entre hommes) [1.54]
9  qui sont frères [1.8]
Ohatra  10  Dia lasa niakatrakatra izy mirahalahy, ka nandray ny bisikileta ary nitarika azy moramora niditra nankao amin'ny tanàna [2.324]
11  Pataloha roa aman'olona sy satroka penjy iray avy koa, no nomeny azy mirahalahy sy azy mianadahy avy [2.470]
12  Iny no fara fihaonanay mirahalahy [2.472]
Lohateny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mirahalahy io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20