|
|
|
|

Teny iditra 1  rahalahy
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Lehilahy iray ray sy iray reny amin' ny lehilahy iray hafa: Manana rahalahy efatra Rakoto
11 Ny lehilahy iray ray na iray reny fotsiny amin' ny lehilahy hafa koa dia atao hoe rahalahy, toy izany koa ny lehilahy vadin' ny olona mirahavavy amin' ny vadin' ny tena dia antsoina koa hoe rahalahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 A brother of a man; lit. when masculine. Comp. anadahy [1.2]
13 A man has rahalahy and an anabavy [1.26#13]
14 The brother of a man; cf. anadahy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 Frère d'un frère [1.54]
16 Le frère d'un homme; cf. anadahy [1.8]
Ohatra  17  Miarahaba anao aho, ry rahalahy! [2.583#4]
18  Raha rahalahy tsy marina, tapaka ihany fa tsy namana, ka anaro; [2.69#224]
19  Misy koa anefa milaza fa nanana rahalahy natao hoe Andriankotofananina Andriamanelo. [2.508#336]
Voambolana  20  Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  21  anabavy, 22  anadahy, 23  rahavavy
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe rahalahy
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  26 Randzavola: rahalahy ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22