|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  miraharaha
Fototeny  2 raharaha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
9 Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
10 Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to consult, to deliberate, to do business. [1.2]
12 to deliberate; to do business; to occupy oneself with something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [1.8]
Ohatra  14  mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472#185]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  miraharahà
Fototeny  17 raharaha
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miraharaha [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 miharahara, miraharahà, miraharaha

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19