| Teny iditra | 1 miraraka |
| Fototeny | 2 raraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mianjera na mihintsana ka miely: Nisy ranomanitra niraraka teto ~ Niraraka teto ny vonim-boasary
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to spill; to fall off; to be scattered
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 se répandre; se désagréger
[1.8] |
| Ohatra |
11 Tahaka ny tsy omby lanitra intsony ny kintana ka indreo miraraka sy miavovona amin' ny tany, raha vohitr' Antananarivo amin' ny alina no tazanin-davitra.
[2.470#149]
12 na dia miraraka ao am-pasana aza ny nofo sy ny taolam-balo, mbola velona ihany ny olona [2.296#117] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miraraka |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|