| Teny iditra | 1 miray |
| Fototeny | 2 iray |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mikambana: Tsy miray amin' olona ratsy fanahy tahaka an' ireny aho
9 Miombona zavatra tokana: Miray trano Rakoto sy ny zaodahiny (io hevitra io no hita amin' ny fombam-pitenenana maro toy ny hoe: miray hevitra, miray saina, miray tetika, miray fo, miray asa, miray dia...) 10 Mikambana amin' ny fanambadiana 11 Manao tokantranomaso, izany hoe miara-mitoetra tsy araka ny fanambadiana ara-dalàna: Efa telo tanàna izy roa ireo no niray [1.1] 12 mivady [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 see Iray
[1.2] 14 to be united; to be of one mind [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 s'unir, être unis; être d'accord
[1.8] 16 s'accoupler [1.13] |
| Mpanahaka | 17 mikambana, 18 Miombona, 19 mitambatra, 20 mivondrona |
| Fikambanana | 21 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe miray |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 miary, miray |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|