|
|
|
|

Teny iditra1  mirazotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] parallèles
Ohatra  5  [1.384#] mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa.
Voambolana  6  Matematika: rafitsary
Singan-teny  7  mira, zotra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  mirazotra, mirozatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21