|
|
|
|

Teny iditra 1  mirehitra
Fototeny  2 rehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteraka lelafo sy hafanana: Mirehitra tsara ny kitay maina
9 Tsy maty: Nirehitra mandra-paharain' ny andro ny jiro
10 Misafoaka: Rehefa mirehitra ny hatezerany tsy tsara ny manatona azy [1.1]
Ohatra  11  Labozia iray no mirehitra ao an-doha fandriany ary tapa-tsigara no fohiny. [2.470#157]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mirehitra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21