|
|
|
|

Teny iditra 1  mirifatra
Fototeny  2 rifatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandositra, milefa, manidina: Nirifatra niaraka tamin' izay ireo andiam-borona [1.1]
Ohatra  9  Nony hita sy voafaritra tsara amin' ny vakim-biriky ny toerana ivarotana, dia ireny mirifatra mamonjy kafe sy mofo mafana eny amin' ny hani-masaka. [2.470#38]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mifaritra, 12 mirafitra, mirifatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21