| Teny iditra | 1 rifatra |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Vaky mandositra miara-be, miezaka lasa: Vao nahitany mpampianatra azy ireo ny ankizy, dia rifatra.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27 fled, run away
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 qui s'est enfuit, envolé, échappé: Notairina ny vorona ka rafitra (On a épouvanté les oiseaux et ils se sont enfuis)
[1.3] 29 qui fuit, qui s'envole [1.8] |
| Ohatra |
30 Mipetraha ianao raha hipetraka, - tahaka ny tsy reny akory ny fanontanian' ny vavy sady rifatra nandeha ihany izy.
[2.470#104]
31 dia samy nahafaty lehilahy iray avy izy ireo, ka rifatra nandositra ny Siriana, nefa nenjehin'Israely. [2.996] |
| Fikambanana | 32 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe rifatra |
| Fivaditsoratra | 33 faratry, 34 faritra, 35 firatra, firàtra, 36 rafitra, rifatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|