|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mirisarisa
Fototeny  2 risarisa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [1.1]
Ohatra  9  mietaketaka foana ny aketa
ary mirisarisa foana ny adrisa
fa izay tsy enina anay mitratraingo
[2.131]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 11  mirisarisà
Fototeny  12 risarisa
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mirisarisa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mirisarisà, mirisarisa, 14 misarisary

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18