Teny iditra miroaroa saina
Singan-teny miroaroa ; saina
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1Miovaova endrika sy miroaroa saina ombieny ombieny Rasoa, tsy afaka mampifantoka tanteraka ny safidiny. [2.470]
2izay haliavita ny intsika no atao, fa tsy miroaroa saina ary tsy mivadibadika [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19