|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misahirana
Fototeny  2 sahirana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao asa mamizana, manasatra: Aza misahirana manao sakafo ho ahy ianareo fa efa nihinana aho talohan' ny hivoahako
9 Miahiahy be, very hevitra: Misahirana izaitsizy mba hanao trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to go to some trouble [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se donner de la peine [1.8]
Ohatra  12  Fantatro fa mavesatra izany, nefa ny manao zavatra tsy vita foana ary ny te hanana tsy maintsy misahirana. [2.472#26]

Teny iditra (2/2) 13  misahiràna
Fototeny  14 sahirana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misahirana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 hira masina, misahirana, misahiràna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19