|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  misaina
Fototeny  2 saina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiasa ny saina, ny fahazoana mahazo: Raha mba olombelona misaina koa..
9 Mandinika, mieritreritra: Revo misaintsaina ny amin' ny fanahy aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to think; to consider, to ponder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 penser; méditer, considérer [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe misaina

Teny iditra (2/2) 13  misaina
Fototeny  14 saina
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 manisia, misaina, 17 simaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20