|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  misaka
Fototeny  2 saka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka, mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany [1.1]
Ohatra  9  Fanalana andro ny ankizy ny fanondrahana anana isan' andro tsy tapaka ka ahazoany maisambo-tsikovoka sy misaka pirina amin' ilay dobokely fakan-drano. [2.470]

Teny iditra (2/4) 10  misaka
Fototeny  11 saka
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Mandray (lehilahy) amin' ny ankasarotany raha miady aminy [1.1]
Ohatra  18  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472#174]

Teny iditra (3/4) 19  misaka
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  21 [Antesaka] milaza [1.78]

Teny iditra (4/4) 22  misakà
Fototeny  23 saka
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  25 kamasy, 26 kamisa, 27 makasy, 28 masaky, 29 masika, 30 mikasà, mikasa, misakà, misaka, 31 samaky, 32 simaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19